Momba Ahy
Nantenaina Ratsimbazafy no anarako, tanora somary lasa saina alavitra loatra, dia mba te hizara ny toerana voatetin’ny dia’ny saiko.
Eritreritra na fihetseham-po sendra nandalo, dia nantsoina mba hitafa, dia noraketina an-tsoratra.